# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh. # Fa ilay Mpahary anareo no vadinareo Ny fitiavan'i Yaveh sy ny fikarakarany ny vahoakany dia resahina toy ny hoe vadin'izy ireo Izy. # Mpahary Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 17:6 io. # Yaveh tompon'ny maro Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:24 io. # Iray Masin'Israely Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 5:15 io. # Mpanavotra Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io. # antsoina hoe Andriamanitry ny tany rehetra DH: "Izy no Andriamanitry ny tany rehetra" # Fa Yaveh efa namerina niantso anareo ho toy ny vady...tahaka ny vehivavy nanambady tanora ary nariana Ny fandefasan'i Yaveh ny olony hiala any an-tsesitany ary ny famerenana azy avy eo dia resahina toy ny hoe lehilahy izay nanary ny vadiny nefa manaiky azy ankehitriny Yaveh. # sy malahelo am-panahy Eto ny "fanahy" dia manambara ny ao anatin'ny olona. DH: "ary nalahelo"