plt_tn/isa/54/05.md

36 lines
967 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.
# Fa ilay Mpahary anareo no vadinareo
Ny fitiavan'i Yaveh sy ny fikarakarany ny vahoakany dia resahina toy ny hoe vadin'izy ireo Izy.
# Mpahary
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 17:6 io.
# Yaveh tompon'ny maro
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:24 io.
# Iray Masin'Israely
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 5:15 io.
# Mpanavotra
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io.
# antsoina hoe Andriamanitry ny tany rehetra
DH: "Izy no Andriamanitry ny tany rehetra"
# Fa Yaveh efa namerina niantso anareo ho toy ny vady...tahaka ny vehivavy nanambady tanora ary nariana
Ny fandefasan'i Yaveh ny olony hiala any an-tsesitany ary ny famerenana azy avy eo dia resahina toy ny hoe lehilahy izay nanary ny vadiny nefa manaiky azy ankehitriny Yaveh.
# sy malahelo am-panahy
Eto ny "fanahy" dia manambara ny ao anatin'ny olona. DH: "ary nalahelo"