plt_tn/isa/53/06.md

501 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1)

Isika rehetra dia tahaka ny ondry izay nandeha tamin'ny lalan-diso

Ny ondry matetika dia miala amin'ny lalana izay hitarihan'ny mpiandry azy ireo azy. Ny tian'i Isaia ambara dia hoe manao izay tiantsika isika fa tsy izay andidian'Andriamanitra.

ny helotsika rehetra

Ny "helotsika" eto dia manambara ny heloka noho ny fahotantsika. DH: "ny heloka noho ny otan'ny rehetra amintsika"