plt_tn/isa/53/06.md

12 lines
501 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1)
# Isika rehetra dia tahaka ny ondry izay nandeha tamin'ny lalan-diso
Ny ondry matetika dia miala amin'ny lalana izay hitarihan'ny mpiandry azy ireo azy. Ny tian'i Isaia ambara dia hoe manao izay tiantsika isika fa tsy izay andidian'Andriamanitra.
# ny helotsika rehetra
Ny "helotsika" eto dia manambara ny heloka noho ny fahotantsika. DH: "ny heloka noho ny otan'ny rehetra amintsika"