# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1) # Isika rehetra dia tahaka ny ondry izay nandeha tamin'ny lalan-diso Ny ondry matetika dia miala amin'ny lalana izay hitarihan'ny mpiandry azy ireo azy. Ny tian'i Isaia ambara dia hoe manao izay tiantsika isika fa tsy izay andidian'Andriamanitra. # ny helotsika rehetra Ny "helotsika" eto dia manambara ny heloka noho ny fahotantsika. DH: "ny heloka noho ny otan'ny rehetra amintsika"