plt_tn/isa/53/04.md

504 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1)

nitondra ny aretintsika tokoa izy ary nizaka ny alahelontsika

Ny hoe "mizaka" na hoe mitondra zavatra tahaka ny aretina sy alahelo dia manambara ny fanalana izany. DH: "nanala ireo aretintsika sy alahelontsika tamintsika Izy"

fa nihevitra isika hoe nosazian'Andriamanitra, nasian'Andriamanitra, ary nampahoriana Izy

DH: "fa nihevitra isika fa nanasazy sy nampahory Azy Andriamanitra"