# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1) # nitondra ny aretintsika tokoa izy ary nizaka ny alahelontsika Ny hoe "mizaka" na hoe mitondra zavatra tahaka ny aretina sy alahelo dia manambara ny fanalana izany. DH: "nanala ireo aretintsika sy alahelontsika tamintsika Izy" # fa nihevitra isika hoe nosazian'Andriamanitra, nasian'Andriamanitra, ary nampahoriana Izy DH: "fa nihevitra isika fa nanasazy sy nampahory Azy Andriamanitra"