plt_tn/isa/53/04.md

12 lines
504 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1)
# nitondra ny aretintsika tokoa izy ary nizaka ny alahelontsika
Ny hoe "mizaka" na hoe mitondra zavatra tahaka ny aretina sy alahelo dia manambara ny fanalana izany. DH: "nanala ireo aretintsika sy alahelontsika tamintsika Izy"
# fa nihevitra isika hoe nosazian'Andriamanitra, nasian'Andriamanitra, ary nampahoriana Izy
DH: "fa nihevitra isika fa nanasazy sy nampahory Azy Andriamanitra"