plt_tn/isa/52/07.md

635 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia.

Endrey ny hatsaran'ny tongotr'ireo mpitondra hafatra eny an-tendrombohitra izay mitondra vaovao tsara

Eto ny "tongotra" dia manambara ny mpitondra hafatra izay mandeha. DH: "Tsara ny mahita ny mpitondra hafatra izay tonga eo amin'ireo tendrombohitra mba hilaza vaovao tsara"

amin'i Ziona

Eto "Ziona" dia manambara ny vahoakan'i Ziona. DH: "amin'ny vahoakan'i Ziona''

manandratra ny feony

Io dia fomba fiteny. DH: "nihiaka mafy"

ny mason'izy ireo rehetra

Eto ny "maso'' dia manambara ilay olona manontolo. DH: "ny tsirairay amin'izy ireo"