# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia. # Endrey ny hatsaran'ny tongotr'ireo mpitondra hafatra eny an-tendrombohitra izay mitondra vaovao tsara Eto ny "tongotra" dia manambara ny mpitondra hafatra izay mandeha. DH: "Tsara ny mahita ny mpitondra hafatra izay tonga eo amin'ireo tendrombohitra mba hilaza vaovao tsara" # amin'i Ziona Eto "Ziona" dia manambara ny vahoakan'i Ziona. DH: "amin'ny vahoakan'i Ziona'' # manandratra ny feony Io dia fomba fiteny. DH: "nihiaka mafy" # ny mason'izy ireo rehetra Eto ny "maso'' dia manambara ilay olona manontolo. DH: "ny tsirairay amin'izy ireo"