plt_tn/isa/52/07.md

20 lines
635 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia.
# Endrey ny hatsaran'ny tongotr'ireo mpitondra hafatra eny an-tendrombohitra izay mitondra vaovao tsara
Eto ny "tongotra" dia manambara ny mpitondra hafatra izay mandeha. DH: "Tsara ny mahita ny mpitondra hafatra izay tonga eo amin'ireo tendrombohitra mba hilaza vaovao tsara"
# amin'i Ziona
Eto "Ziona" dia manambara ny vahoakan'i Ziona. DH: "amin'ny vahoakan'i Ziona''
# manandratra ny feony
Io dia fomba fiteny. DH: "nihiaka mafy"
# ny mason'izy ireo rehetra
Eto ny "maso'' dia manambara ilay olona manontolo. DH: "ny tsirairay amin'izy ireo"