plt_tn/isa/51/01.md

24 lines
858 B
Markdown

# Mihainoa Ahy
Eto ny teny hoe "Ahy" dia manondro an'i Yaveh.
# jereo ny vatolampy...sy ny fihadiam-bato
Ny fijerena zavatra dia manambara ny fiheverana ny momba izany. DH: "hevero ny momba ny vatolampy...sy ny fihadiam-bato"
# ny vatolampy izay nanesorana anareo sy ny fihadiam-bato izay nanalana anareo
Ny firenen'Israely dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe trano izay vita tamin'ny vato izany ary toy ny hoe vatolampy sy fihadiam-bato izay nanapahan'Andriamanitra ireo razambeny. Afaka ambara mazava izany. DH: "ny razambenareo, izay tahaka ny vatolampy izay nanapahana anareo sy ny fihadiam-bato izay nanapahana anareo"
# ny vatolampy izay nanesorana anareo
DH: "ny vatolampy izay nanapahako anareo"
# nanesorana
"notapahana tamin'ny hety" na "notapahina"
# ny fihadiam-bato izay nanalana anareo
DH: "ny fihadiam-bato izay nanapahana anareo"