plt_tn/isa/51/01.md

858 B

Mihainoa Ahy

Eto ny teny hoe "Ahy" dia manondro an'i Yaveh.

jereo ny vatolampy...sy ny fihadiam-bato

Ny fijerena zavatra dia manambara ny fiheverana ny momba izany. DH: "hevero ny momba ny vatolampy...sy ny fihadiam-bato"

ny vatolampy izay nanesorana anareo sy ny fihadiam-bato izay nanalana anareo

Ny firenen'Israely dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe trano izay vita tamin'ny vato izany ary toy ny hoe vatolampy sy fihadiam-bato izay nanapahan'Andriamanitra ireo razambeny. Afaka ambara mazava izany. DH: "ny razambenareo, izay tahaka ny vatolampy izay nanapahana anareo sy ny fihadiam-bato izay nanapahana anareo"

ny vatolampy izay nanesorana anareo

DH: "ny vatolampy izay nanapahako anareo"

nanesorana

"notapahana tamin'ny hety" na "notapahina"

ny fihadiam-bato izay nanalana anareo

DH: "ny fihadiam-bato izay nanapahana anareo"