# Mihainoa Ahy Eto ny teny hoe "Ahy" dia manondro an'i Yaveh. # jereo ny vatolampy...sy ny fihadiam-bato Ny fijerena zavatra dia manambara ny fiheverana ny momba izany. DH: "hevero ny momba ny vatolampy...sy ny fihadiam-bato" # ny vatolampy izay nanesorana anareo sy ny fihadiam-bato izay nanalana anareo Ny firenen'Israely dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe trano izay vita tamin'ny vato izany ary toy ny hoe vatolampy sy fihadiam-bato izay nanapahan'Andriamanitra ireo razambeny. Afaka ambara mazava izany. DH: "ny razambenareo, izay tahaka ny vatolampy izay nanapahana anareo sy ny fihadiam-bato izay nanapahana anareo" # ny vatolampy izay nanesorana anareo DH: "ny vatolampy izay nanapahako anareo" # nanesorana "notapahana tamin'ny hety" na "notapahina" # ny fihadiam-bato izay nanalana anareo DH: "ny fihadiam-bato izay nanapahana anareo"