plt_tn/isa/48/08.md

446 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

izany zavatra izany dia tsy nosokafana teo an-tsofinao mialoha

Ny fanazavana zavatra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nosokafana izany. Ny teny hoe "sofina" dia manambara ny olona izay mihaino. DH: "Tsy nanazava ireo zavatra ireo taminareo mialoha Aho"

hatrany an-kibo

Ny fiandohan'ny firenena dia resahin'i Yaveh toy ny hoe fahaterahana izany.