plt_tn/isa/48/08.md

12 lines
446 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# izany zavatra izany dia tsy nosokafana teo an-tsofinao mialoha
Ny fanazavana zavatra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nosokafana izany. Ny teny hoe "sofina" dia manambara ny olona izay mihaino. DH: "Tsy nanazava ireo zavatra ireo taminareo mialoha Aho"
# hatrany an-kibo
Ny fiandohan'ny firenena dia resahin'i Yaveh toy ny hoe fahaterahana izany.