# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # izany zavatra izany dia tsy nosokafana teo an-tsofinao mialoha Ny fanazavana zavatra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nosokafana izany. Ny teny hoe "sofina" dia manambara ny olona izay mihaino. DH: "Tsy nanazava ireo zavatra ireo taminareo mialoha Aho" # hatrany an-kibo Ny fiandohan'ny firenena dia resahin'i Yaveh toy ny hoe fahaterahana izany.