plt_tn/isa/48/06.md

8 lines
345 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# tsy hanaiky ve ianao fa marina izay voalazako?
Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana ny vahoakan'Israely tamin'ny tsy nanekena izay tokony ho fantatr'izy ireo fa marina. DH: "mafy loha ianareo ary tsy hanaiky fa marina izay nolazaiko."