plt_tn/isa/48/06.md

345 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

tsy hanaiky ve ianao fa marina izay voalazako?

Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana ny vahoakan'Israely tamin'ny tsy nanekena izay tokony ho fantatr'izy ireo fa marina. DH: "mafy loha ianareo ary tsy hanaiky fa marina izay nolazaiko."