# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # tsy hanaiky ve ianao fa marina izay voalazako? Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana ny vahoakan'Israely tamin'ny tsy nanekena izay tokony ho fantatr'izy ireo fa marina. DH: "mafy loha ianareo ary tsy hanaiky fa marina izay nolazaiko."