plt_tn/isa/48/01.md

613 B

Mihainoa izao

"Henoy ny hafatro." Miresaka Yaveh.

izay nantsoina tamin'ny anaran'Israely

DH: "izay antsoin'ny olona rehetra hoe vahoakan'Israely"

izay avy tamin'ny ranon'ain'i Joda

Io andianteny io dia manindry fa taranak'i Joda mivantana, sy ara-batana izy ireo. DH: "taranak'i Joda"

mangataka ny Andriamanitr'Israely

"miantso an'Andriamanitr'Israely"

miantso ny tenany...izy ireo

Io dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "miantso ny tenanareo ianareo"

ny tanàna masina

Io dia manondro an'i Jerosalema.

Yaveh tompon'ny maro

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9 io andianteny io.