# Mihainoa izao "Henoy ny hafatro." Miresaka Yaveh. # izay nantsoina tamin'ny anaran'Israely DH: "izay antsoin'ny olona rehetra hoe vahoakan'Israely" # izay avy tamin'ny ranon'ain'i Joda Io andianteny io dia manindry fa taranak'i Joda mivantana, sy ara-batana izy ireo. DH: "taranak'i Joda" # mangataka ny Andriamanitr'Israely "miantso an'Andriamanitr'Israely" # miantso ny tenany...izy ireo Io dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "miantso ny tenanareo ianareo" # ny tanĂ na masina Io dia manondro an'i Jerosalema. # Yaveh tompon'ny maro Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9 io andianteny io.