plt_tn/isa/48/01.md

28 lines
613 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mihainoa izao
"Henoy ny hafatro." Miresaka Yaveh.
# izay nantsoina tamin'ny anaran'Israely
DH: "izay antsoin'ny olona rehetra hoe vahoakan'Israely"
# izay avy tamin'ny ranon'ain'i Joda
Io andianteny io dia manindry fa taranak'i Joda mivantana, sy ara-batana izy ireo. DH: "taranak'i Joda"
# mangataka ny Andriamanitr'Israely
"miantso an'Andriamanitr'Israely"
# miantso ny tenany...izy ireo
Io dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "miantso ny tenanareo ianareo"
# ny tanàna masina
Io dia manondro an'i Jerosalema.
# Yaveh tompon'ny maro
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9 io andianteny io.