plt_tn/isa/47/08.md

24 lines
833 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.
# ianareo izay tia fahafinaretana
"ianareo olona mihaja." Io dia manondro ireo mihaja maro izay tian'i Babylona.
# mipetraka am-pilaminana
Io dia manondro ny hevitry ny filaminana dison'i Babylona amin'ny fiheverana fa tsy ho very mihitsy ny toeran'ny hareny sy ny voninahiny. DH: "izay mihevitra fa milamina ianareo"
# tsy ho mananon-tena mihitsy aho...fahaverezan-janaka
Ny finoan'i Babylona fa tsy hahavita handresy azy mihitsy ireo firenena dia resahina toy ny hoe tsy ho lasa mananon-tena mihitsy ary tsy ho maty anaka mihitsy izy.
# tsy ho mananon-tena mihitsy aho
"tsy hanjary ho mpitondratena mihitsy aho"
# ao anatin'ny iray andro
"tampoka amin'ny fotoana iray ihany"