# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh. # ianareo izay tia fahafinaretana "ianareo olona mihaja." Io dia manondro ireo mihaja maro izay tian'i Babylona. # mipetraka am-pilaminana Io dia manondro ny hevitry ny filaminana dison'i Babylona amin'ny fiheverana fa tsy ho very mihitsy ny toeran'ny hareny sy ny voninahiny. DH: "izay mihevitra fa milamina ianareo" # tsy ho mananon-tena mihitsy aho...fahaverezan-janaka Ny finoan'i Babylona fa tsy hahavita handresy azy mihitsy ireo firenena dia resahina toy ny hoe tsy ho lasa mananon-tena mihitsy ary tsy ho maty anaka mihitsy izy. # tsy ho mananon-tena mihitsy aho "tsy hanjary ho mpitondratena mihitsy aho" # ao anatin'ny iray andro "tampoka amin'ny fotoana iray ihany"