plt_tn/isa/47/08.md

833 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.

ianareo izay tia fahafinaretana

"ianareo olona mihaja." Io dia manondro ireo mihaja maro izay tian'i Babylona.

mipetraka am-pilaminana

Io dia manondro ny hevitry ny filaminana dison'i Babylona amin'ny fiheverana fa tsy ho very mihitsy ny toeran'ny hareny sy ny voninahiny. DH: "izay mihevitra fa milamina ianareo"

tsy ho mananon-tena mihitsy aho...fahaverezan-janaka

Ny finoan'i Babylona fa tsy hahavita handresy azy mihitsy ireo firenena dia resahina toy ny hoe tsy ho lasa mananon-tena mihitsy ary tsy ho maty anaka mihitsy izy.

tsy ho mananon-tena mihitsy aho

"tsy hanjary ho mpitondratena mihitsy aho"

ao anatin'ny iray andro

"tampoka amin'ny fotoana iray ihany"