plt_tn/isa/47/03.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.

Hiseho ny fitanjahanareo

DH: "Hitanjaka ianareo"

ho hita ny henatrareo

Eto ny teny hoe "henatra" dia sarinteny hilazana ny faritra saro-pady. DH: "hahita ny henatrareo ny olona" na "hahita ny faritra saro-padinareo ny olona"

Ny Mpanavotra antsika

Ny hoe "antsika" dia manondro an'i Isaia sy ny vahoakan'Israely. Jereo ny nandikanao ny hoe "Mpanavotra" tao amin'ny 41:14.

Yaveh tompon'ny maro

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:24 io andianteny io.

Iray Masin'ny Israely

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 5:15 io andianteny io.

zanaka vavin'ny Kaldeana

Io andianteny io dia manondro ny tanàna, i Babylona, izay resahina toy ny zanaka vavy. Ny tanàna hoe "zanaka vavy" dia manondro ny fiheveran'ireo Kaldeana azy am-pitiavana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 47:1.

fa ianareo dia tsy ho antsoina hoe

DH: "fa tsy hiantso anareo intsony ny olona hoe"

mpanjakavavin'ny fanjakana

Babylona lasa renivohitry ny tanànan'ny fanjakana Babyloniana dia resahin'i Yaveh toy ny hoe mpanjakavavy izay nanapaka fanjakana maro izany.