# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh. # Hiseho ny fitanjahanareo DH: "Hitanjaka ianareo" # ho hita ny henatrareo Eto ny teny hoe "henatra" dia sarinteny hilazana ny faritra saro-pady. DH: "hahita ny henatrareo ny olona" na "hahita ny faritra saro-padinareo ny olona" # Ny Mpanavotra antsika Ny hoe "antsika" dia manondro an'i Isaia sy ny vahoakan'Israely. Jereo ny nandikanao ny hoe "Mpanavotra" tao amin'ny 41:14. # Yaveh tompon'ny maro Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:24 io andianteny io. # Iray Masin'ny Israely Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 5:15 io andianteny io. # zanaka vavin'ny Kaldeana Io andianteny io dia manondro ny tanàna, i Babylona, izay resahina toy ny zanaka vavy. Ny tanàna hoe "zanaka vavy" dia manondro ny fiheveran'ireo Kaldeana azy am-pitiavana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 47:1. # fa ianareo dia tsy ho antsoina hoe DH: "fa tsy hiantso anareo intsony ny olona hoe" # mpanjakavavin'ny fanjakana Babylona lasa renivohitry ny tanànan'ny fanjakana Babyloniana dia resahin'i Yaveh toy ny hoe mpanjakavavy izay nanapaka fanjakana maro izany.