plt_tn/isa/47/03.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.
# Hiseho ny fitanjahanareo
DH: "Hitanjaka ianareo"
# ho hita ny henatrareo
Eto ny teny hoe "henatra" dia sarinteny hilazana ny faritra saro-pady. DH: "hahita ny henatrareo ny olona" na "hahita ny faritra saro-padinareo ny olona"
# Ny Mpanavotra antsika
Ny hoe "antsika" dia manondro an'i Isaia sy ny vahoakan'Israely. Jereo ny nandikanao ny hoe "Mpanavotra" tao amin'ny 41:14.
# Yaveh tompon'ny maro
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:24 io andianteny io.
# Iray Masin'ny Israely
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 5:15 io andianteny io.
# zanaka vavin'ny Kaldeana
Io andianteny io dia manondro ny tanàna, i Babylona, izay resahina toy ny zanaka vavy. Ny tanàna hoe "zanaka vavy" dia manondro ny fiheveran'ireo Kaldeana azy am-pitiavana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 47:1.
# fa ianareo dia tsy ho antsoina hoe
DH: "fa tsy hiantso anareo intsony ny olona hoe"
# mpanjakavavin'ny fanjakana
Babylona lasa renivohitry ny tanànan'ny fanjakana Babyloniana dia resahin'i Yaveh toy ny hoe mpanjakavavy izay nanapaka fanjakana maro izany.