plt_tn/isa/46/01.md

694 B

Miankohoka i Bela, mitanondrika i Nebo; ireo sampin'izy ireo...biby reraka

Ny fametrahan'ny olona ny sampin'i Bela sy Nebo tao anaty saretim-biby mba ho taterina dia resahin'i Isaia toy ny hoe natao mba "hiankohoka" sy "hitanondrika" ireo andriamanitra ireo. Ireo dia fihetsika midika fahafaham-baraka avokoa.

Bela...Nebo

Ireo dia andriamanitra roa izay notompoin'ireo Babyloniana.

ireo sampin'izy ireo

Ireo sampy izay nanambara an'i Bela sy Nebo

tsy mahavonjy ny entany

"Tsy nahavonjy ny entany i Bela sy Nebo"

izy ireo dia efa lasan-ko babo

Ny fitondran'ny olona ireo sampy ireo dia resahin'i Isaia toy ny hoe nentina ho babo ireo andriamani-tsy izy izay ambaran'izy ireo.