# Miankohoka i Bela, mitanondrika i Nebo; ireo sampin'izy ireo...biby reraka Ny fametrahan'ny olona ny sampin'i Bela sy Nebo tao anaty saretim-biby mba ho taterina dia resahin'i Isaia toy ny hoe natao mba "hiankohoka" sy "hitanondrika" ireo andriamanitra ireo. Ireo dia fihetsika midika fahafaham-baraka avokoa. # Bela...Nebo Ireo dia andriamanitra roa izay notompoin'ireo Babyloniana. # ireo sampin'izy ireo Ireo sampy izay nanambara an'i Bela sy Nebo # tsy mahavonjy ny entany "Tsy nahavonjy ny entany i Bela sy Nebo" # izy ireo dia efa lasan-ko babo Ny fitondran'ny olona ireo sampy ireo dia resahin'i Isaia toy ny hoe nentina ho babo ireo andriamani-tsy izy izay ambaran'izy ireo.