plt_tn/isa/46/01.md

20 lines
694 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Miankohoka i Bela, mitanondrika i Nebo; ireo sampin'izy ireo...biby reraka
Ny fametrahan'ny olona ny sampin'i Bela sy Nebo tao anaty saretim-biby mba ho taterina dia resahin'i Isaia toy ny hoe natao mba "hiankohoka" sy "hitanondrika" ireo andriamanitra ireo. Ireo dia fihetsika midika fahafaham-baraka avokoa.
# Bela...Nebo
Ireo dia andriamanitra roa izay notompoin'ireo Babyloniana.
# ireo sampin'izy ireo
Ireo sampy izay nanambara an'i Bela sy Nebo
# tsy mahavonjy ny entany
"Tsy nahavonjy ny entany i Bela sy Nebo"
# izy ireo dia efa lasan-ko babo
Ny fitondran'ny olona ireo sampy ireo dia resahin'i Isaia toy ny hoe nentina ho babo ireo andriamani-tsy izy izay ambaran'izy ireo.