plt_tn/isa/45/10.md

687 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy mibedy ireo izay miady hevitra Aminy momba izay ataony Yaveh.

Loza ho an'izay miteny amin'ny ray...'Inona ity aterakao?'

Miresaka ireo izay hiady hevitra Aminy toy ny hoe zaza tsy mbola teraka nefa miady hevitra amin'ny ray aman-dreniny ihany Yaveh.

Inona ity aterakao?...Inona ity avoakanao?

Mametraka ireo fanontaniana fampisainana ireo ny zaza mbola tsy teraka mba hibedesana ny ray aman-dreniny tamin'ny niterahana azy. Afaka adika ho fehezanteny ireo. DH: "Tsy tokony ho raiko ianao...Tsy tokony niteraka ahy ianao." na "Tsy tena niteraka ahy araka ny tokony ho izy ianao...Tsy namoaka ahy araka ny tokony ho izy ianao."