plt_tn/isa/45/10.md

12 lines
687 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy mibedy ireo izay miady hevitra Aminy momba izay ataony Yaveh.
# Loza ho an'izay miteny amin'ny ray...'Inona ity aterakao?'
Miresaka ireo izay hiady hevitra Aminy toy ny hoe zaza tsy mbola teraka nefa miady hevitra amin'ny ray aman-dreniny ihany Yaveh.
# Inona ity aterakao?...Inona ity avoakanao?
Mametraka ireo fanontaniana fampisainana ireo ny zaza mbola tsy teraka mba hibedesana ny ray aman-dreniny tamin'ny niterahana azy. Afaka adika ho fehezanteny ireo. DH: "Tsy tokony ho raiko ianao...Tsy tokony niteraka ahy ianao." na "Tsy tena niteraka ahy araka ny tokony ho izy ianao...Tsy namoaka ahy araka ny tokony ho izy ianao."