plt_tn/isa/45/04.md

16 lines
559 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'i Kyrosy i Yaveh.
# Jakoba...Israely
Ireo dia samy manondro ireo taranak'Israely.
# Izaho no ampisikina anao fitaovam-piadiana ho amin'ny ady
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hampahery anao ho amin'ny ady Aho" na 2) "hampitaovana anao ho amin'ny ady Aho."
# avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro, ka hatrany andrefana
Satria miposaka any atsinanana ny masoandro, dia sarinteny ary midika hoe na aiza na aiza eto an-tany izany io andianteny io. DH: "any amin'ny toerana rehetra eto an-tany"