plt_tn/isa/45/04.md

559 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'i Kyrosy i Yaveh.

Jakoba...Israely

Ireo dia samy manondro ireo taranak'Israely.

Izaho no ampisikina anao fitaovam-piadiana ho amin'ny ady

Ireo mety ho heviny dia 1) "Hampahery anao ho amin'ny ady Aho" na 2) "hampitaovana anao ho amin'ny ady Aho."

avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro, ka hatrany andrefana

Satria miposaka any atsinanana ny masoandro, dia sarinteny ary midika hoe na aiza na aiza eto an-tany izany io andianteny io. DH: "any amin'ny toerana rehetra eto an-tany"