# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'i Kyrosy i Yaveh. # Jakoba...Israely Ireo dia samy manondro ireo taranak'Israely. # Izaho no ampisikina anao fitaovam-piadiana ho amin'ny ady Ireo mety ho heviny dia 1) "Hampahery anao ho amin'ny ady Aho" na 2) "hampitaovana anao ho amin'ny ady Aho." # avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro, ka hatrany andrefana Satria miposaka any atsinanana ny masoandro, dia sarinteny ary midika hoe na aiza na aiza eto an-tany izany io andianteny io. DH: "any amin'ny toerana rehetra eto an-tany"