plt_tn/isa/45/02.md

20 lines
728 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'i Kyrosy i Yaveh.
# hampahitsy ireo tendrombohitra
Ny fanalana ireo sakana izay hisakana ny fahombiazan'i Kyrosy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe fanarenana ireo tendrombohitra eo anatrehany izany.
# ireo tendrombohitra
Ny teny Hebreo nampiasaina tao amin'ny lahatsoratra dia mahalana ary tsy mazava tsara ny dikany. Ireo dikanteny sasany vaovao dia manao hoe "toerana marokoroko" na "toerana mahitsy."
# ireo bara vy
Io dia manondro ny bara vy izay eo amin'ireo vavahady varahina.
# ireo haren'ny aizina
Eto ny "aizina" dia manondro ireo toerana izay miafina. DH: "ireo harena ao amin'ny toerana maizina" na "ireo harena izay ao amin'ny toerana miafina"