plt_tn/isa/44/28.md

16 lines
343 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# Izy no mpiandry ondriko
Kyrosy manapaka sy miaro ny vahoakan'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe mpiandry azy ireo Kyrosy.
# Hatsangana indray izy,
DH: "Aoka hatsangana indray ny tanàna"
# Aoka haorina ireo fototrao
DH: "Aoka hametraka ireo fototr'izany ny olona"