# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Izy no mpiandry ondriko Kyrosy manapaka sy miaro ny vahoakan'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe mpiandry azy ireo Kyrosy. # Hatsangana indray izy, DH: "Aoka hatsangana indray ny tanĂ na" # Aoka haorina ireo fototrao DH: "Aoka hametraka ireo fototr'izany ny olona"