plt_tn/isa/44/28.md

343 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

Izy no mpiandry ondriko

Kyrosy manapaka sy miaro ny vahoakan'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe mpiandry azy ireo Kyrosy.

Hatsangana indray izy,

DH: "Aoka hatsangana indray ny tanàna"

Aoka haorina ireo fototrao

DH: "Aoka hametraka ireo fototr'izany ny olona"