plt_tn/isa/44/26.md

763 B

izay nanamafy ireo tenin'ny mpanompony ary mampandalo ireo faminanian'ireo iraka

Milaza zavatra iray indroa Yaveh mba hanindriana fa Izy irery ihany, Yaveh, no mahatonga ireo faminaniana izay ho tanteraka.

ireo tenin'ny mpanompony...ireo faminanian'ireo iraka

Ny anarana hoe "teny" sy "faminaniana" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "izay ambaran'ny mpanompony...izay ambaran'ireo mpitondra hafany"

Honenana izy

DH: "Hipetraka ao indray ny olona"

Hatsangana indray izy ireo

DH: "Hanangana ireo indray ny olona"

hanarina ny faharavany Aho

Ny andianteny hoe "faharavana" dia manondro ireo toerana izay nopotehina. Ny fanarenana ireo indray dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nanarina ireo indray Izy. DH: "Hanangana indray izay noravan'ny hafa Aho"