# izay nanamafy ireo tenin'ny mpanompony ary mampandalo ireo faminanian'ireo iraka Milaza zavatra iray indroa Yaveh mba hanindriana fa Izy irery ihany, Yaveh, no mahatonga ireo faminaniana izay ho tanteraka. # ireo tenin'ny mpanompony...ireo faminanian'ireo iraka Ny anarana hoe "teny" sy "faminaniana" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "izay ambaran'ny mpanompony...izay ambaran'ireo mpitondra hafany" # Honenana izy DH: "Hipetraka ao indray ny olona" # Hatsangana indray izy ireo DH: "Hanangana ireo indray ny olona" # hanarina ny faharavany Aho Ny andianteny hoe "faharavana" dia manondro ireo toerana izay nopotehina. Ny fanarenana ireo indray dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nanarina ireo indray Izy. DH: "Hanangana indray izay noravan'ny hafa Aho"