plt_tn/isa/44/26.md

20 lines
763 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay nanamafy ireo tenin'ny mpanompony ary mampandalo ireo faminanian'ireo iraka
Milaza zavatra iray indroa Yaveh mba hanindriana fa Izy irery ihany, Yaveh, no mahatonga ireo faminaniana izay ho tanteraka.
# ireo tenin'ny mpanompony...ireo faminanian'ireo iraka
Ny anarana hoe "teny" sy "faminaniana" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "izay ambaran'ny mpanompony...izay ambaran'ireo mpitondra hafany"
# Honenana izy
DH: "Hipetraka ao indray ny olona"
# Hatsangana indray izy ireo
DH: "Hanangana ireo indray ny olona"
# hanarina ny faharavany Aho
Ny andianteny hoe "faharavana" dia manondro ireo toerana izay nopotehina. Ny fanarenana ireo indray dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nanarina ireo indray Izy. DH: "Hanangana indray izay noravan'ny hafa Aho"