plt_tn/isa/44/23.md

475 B

Mihirà, ianareo ry lanitra...voninahiny ao Israely

Eto Isaia dia miresaka fizaran'ny fahariana maro toy ny hoe olona ireo ary mandidy ireo mba hidera an'i Yaveh.

ianareo ry halalin'ny tany

"ianareo faritry ny tany any ambany indrindra." Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro ireo toerana tena lalina eto an-tany toy ny lava-bato na hadilanana ary sarinteny miaraka amin'ny "lanitra" ao amin'ny andianteny teo aloha izany na 2) io dia manondro ny toeran'ny maty.