# MihirĂ , ianareo ry lanitra...voninahiny ao Israely Eto Isaia dia miresaka fizaran'ny fahariana maro toy ny hoe olona ireo ary mandidy ireo mba hidera an'i Yaveh. # ianareo ry halalin'ny tany "ianareo faritry ny tany any ambany indrindra." Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro ireo toerana tena lalina eto an-tany toy ny lava-bato na hadilanana ary sarinteny miaraka amin'ny "lanitra" ao amin'ny andianteny teo aloha izany na 2) io dia manondro ny toeran'ny maty.