plt_tn/isa/44/23.md

8 lines
475 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mihirà, ianareo ry lanitra...voninahiny ao Israely
Eto Isaia dia miresaka fizaran'ny fahariana maro toy ny hoe olona ireo ary mandidy ireo mba hidera an'i Yaveh.
# ianareo ry halalin'ny tany
"ianareo faritry ny tany any ambany indrindra." Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro ireo toerana tena lalina eto an-tany toy ny lava-bato na hadilanana ary sarinteny miaraka amin'ny "lanitra" ao amin'ny andianteny teo aloha izany na 2) io dia manondro ny toeran'ny maty.