plt_tn/isa/43/27.md

771 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Nanota ny rainareo voalohany

Io dia manondro ny fototr'Israely ary mety manambara na an'i Abrahama na Jakoba.

hanolotra an'i Jakoba ho amin'ny faharingana tanteraka

Eto ny hoe "manolotra" dia manambara ny fametrahana olona ambany fahefan'ny hafa. Ny anarana hoe "faharinganana" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "Hahatonga ny fahavalo handringana tanteraka an'i Jakoba Aho"

Israely amin'ny fanalam-baraka mahery setra

Ny matoanteny dia azo ampiana avy amin'ny andianteny teo aloha, izay ao amin'ny andianteny mifanindran-dalana. Ny anarana hoe "fanalam-baraka" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "Hamela ny fahavalo hananararaotra sy hanala-baraka ny Israely Aho"