plt_tn/isa/43/27.md

16 lines
771 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Nanota ny rainareo voalohany
Io dia manondro ny fototr'Israely ary mety manambara na an'i Abrahama na Jakoba.
# hanolotra an'i Jakoba ho amin'ny faharingana tanteraka
Eto ny hoe "manolotra" dia manambara ny fametrahana olona ambany fahefan'ny hafa. Ny anarana hoe "faharinganana" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "Hahatonga ny fahavalo handringana tanteraka an'i Jakoba Aho"
# Israely amin'ny fanalam-baraka mahery setra
Ny matoanteny dia azo ampiana avy amin'ny andianteny teo aloha, izay ao amin'ny andianteny mifanindran-dalana. Ny anarana hoe "fanalam-baraka" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "Hamela ny fahavalo hananararaotra sy hanala-baraka ny Israely Aho"