# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Nanota ny rainareo voalohany Io dia manondro ny fototr'Israely ary mety manambara na an'i Abrahama na Jakoba. # hanolotra an'i Jakoba ho amin'ny faharingana tanteraka Eto ny hoe "manolotra" dia manambara ny fametrahana olona ambany fahefan'ny hafa. Ny anarana hoe "faharinganana" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "Hahatonga ny fahavalo handringana tanteraka an'i Jakoba Aho" # Israely amin'ny fanalam-baraka mahery setra Ny matoanteny dia azo ampiana avy amin'ny andianteny teo aloha, izay ao amin'ny andianteny mifanindran-dalana. Ny anarana hoe "fanalam-baraka" dia afaka adika ho matoanteny. DH: "Hamela ny fahavalo hananararaotra sy hanala-baraka ny Israely Aho"